Deoteronomia 32:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Tonga lafatra izay ataon’ilay Vatolampy,+Fa ara-drariny daholo ny lalany.+Andriamanitra mendri-pitokisana+ izy, ary tsy mba manao ny tsy rariny.+Marina sy mahitsy izy.+ Salamo 99:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Tiany ny rariny, hoatran’ny itiavan’ny mpanjaka mahery izany.+Efa nataonao mafy orina ny fahitsiana.+Ny rariny sy ny fahamarinana nampiharin’i Jakoba no nampiharinao koa.+ Romanina 3:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 sy mba hanehoana ny fahamarinany+ amin’izao fotoana izao, mba ho marina izy rehefa manambara fa marina+ ny olona mino an’i Jesosy.
4 Tonga lafatra izay ataon’ilay Vatolampy,+Fa ara-drariny daholo ny lalany.+Andriamanitra mendri-pitokisana+ izy, ary tsy mba manao ny tsy rariny.+Marina sy mahitsy izy.+
4 Tiany ny rariny, hoatran’ny itiavan’ny mpanjaka mahery izany.+Efa nataonao mafy orina ny fahitsiana.+Ny rariny sy ny fahamarinana nampiharin’i Jakoba no nampiharinao koa.+
26 sy mba hanehoana ny fahamarinany+ amin’izao fotoana izao, mba ho marina izy rehefa manambara fa marina+ ny olona mino an’i Jesosy.