1 Mpanjaka 12:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Dia nanorina an’i Sekema+ tany amin’ny faritra be tendrombohitr’i Efraima i Jeroboama, ka nonina tany. Ary niala tany izy, ka nanorina an’i Penoela.+
25 Dia nanorina an’i Sekema+ tany amin’ny faritra be tendrombohitr’i Efraima i Jeroboama, ka nonina tany. Ary niala tany izy, ka nanorina an’i Penoela.+