1 Mpanjaka 22:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Koa novorin’ny+ mpanjakan’ny Israely ny mpaminany efajato lahy teo ho eo, ka hoy izy tamin’ireo: “Handeha hanafika an’i Ramota-gileada ve aho, sa tsy handeha?” Dia hoy ireo: “Miakara+ fa hatolotr’i Jehovah eo an-tanan’ny mpanjaka ilay tanàna.” Jeremia 5:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Maminany lainga ny mpaminany,+ ary manampatra ny fahefany ny mpisorona.+ Dia tian’ny oloko erỳ izany!+ Koa hanao ahoana re ianareo rehefa hifarana izany rehetra izany e?”+ Romanina 1:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Fantany tsara tokoa ilay didin’Andriamanitra+ ara-drariny hoe mendrika ny ho faty+ izay mpanao ireo, nefa mbola manao ihany izy sady mankasitraka+ an’izay mpanao izany koa.
6 Koa novorin’ny+ mpanjakan’ny Israely ny mpaminany efajato lahy teo ho eo, ka hoy izy tamin’ireo: “Handeha hanafika an’i Ramota-gileada ve aho, sa tsy handeha?” Dia hoy ireo: “Miakara+ fa hatolotr’i Jehovah eo an-tanan’ny mpanjaka ilay tanàna.”
31 Maminany lainga ny mpaminany,+ ary manampatra ny fahefany ny mpisorona.+ Dia tian’ny oloko erỳ izany!+ Koa hanao ahoana re ianareo rehefa hifarana izany rehetra izany e?”+
32 Fantany tsara tokoa ilay didin’Andriamanitra+ ara-drariny hoe mendrika ny ho faty+ izay mpanao ireo, nefa mbola manao ihany izy sady mankasitraka+ an’izay mpanao izany koa.