Jeremia 3:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Nivaro-tena izy fa maivan-doha. Nandoto an’ilay tany izy,+ ary nanitsakitsa-bady satria nanompo vato aman-kazo.+ Ezekiela 16:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Nanorina toerana avo+ teny amin’ny sampanan-dalana rehetra ianao, ary nataonao lasa zava-maharikoriko+ ny hatsaran-tarehinao. Koa nisaveraka teo anoloan’izao mpandalo rehetra izao ny fenao,+ ary nivaro-tena tamin’ny olona maro kokoa ianao.+
9 Nivaro-tena izy fa maivan-doha. Nandoto an’ilay tany izy,+ ary nanitsakitsa-bady satria nanompo vato aman-kazo.+
25 Nanorina toerana avo+ teny amin’ny sampanan-dalana rehetra ianao, ary nataonao lasa zava-maharikoriko+ ny hatsaran-tarehinao. Koa nisaveraka teo anoloan’izao mpandalo rehetra izao ny fenao,+ ary nivaro-tena tamin’ny olona maro kokoa ianao.+