Hosea 7:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Hahita loza izy+ fa nandositra ahy!+ Ary horobaina izy fa nandika ny lalàko! Mba nanavotra azy aho,+ nefa nandainga momba ahy izy.+
13 Hahita loza izy+ fa nandositra ahy!+ Ary horobaina izy fa nandika ny lalàko! Mba nanavotra azy aho,+ nefa nandainga momba ahy izy.+