27 “Ho avy ny andro”, hoy i Jehovah, “izay hamafazako voa eo amin’ny taranak’Israely sy ny taranak’i Joda, ka olombelona sy biby fiompy no toy ny voa hafafiko.”+
9 Dia haparitako any amin’ireo firenena izy ireo,+ eny, haparitako toy ny voa afafy. Hahatsiaro ahy izy ireo, any an-tany lavitra any.+ Ary ho velombelona indray izy ireo mbamin’ny zanany, ka hiverina.+