Jeremia 47:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Fa tonga ilay andro handrobana ny Filistinina+ rehetra sy handringanana an’ireo sisa niangana, izay nanampy+ an’i Tyro+ sy Sidona.+ Horobain’i Jehovah mantsy ny sisa tavela amin’ireo Filistinina+ avy any amin’ny nosy Kaftora.+ Ezekiela 25:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 “Izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Noho ny nanaovan’ny Filistinina valifaty,+ eny, noho izy tsy nitsahatra namaly faty sy nanesoeso tany am-pony, mba hahatonga faharavana,+ satria efa ela izy no nandrafy an’ireo,+
4 Fa tonga ilay andro handrobana ny Filistinina+ rehetra sy handringanana an’ireo sisa niangana, izay nanampy+ an’i Tyro+ sy Sidona.+ Horobain’i Jehovah mantsy ny sisa tavela amin’ireo Filistinina+ avy any amin’ny nosy Kaftora.+
15 “Izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Noho ny nanaovan’ny Filistinina valifaty,+ eny, noho izy tsy nitsahatra namaly faty sy nanesoeso tany am-pony, mba hahatonga faharavana,+ satria efa ela izy no nandrafy an’ireo,+