FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 28:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Ny Filistinina+ koa nanafika an’ireo tanànan’i Sefela+ sy Negeba+ tany Joda ka namabo an’i Beti-semesy,+ Aialona,+ Gederota,+ Soko+ sy ireo tanàna miankina aminy, Timna+ sy ireo tanàna miankina aminy, ary Gimzo sy ireo tanàna miankina aminy. Ary nipetraka tao amin’ireo tanàna ireo ny Filistinina.

  • Isaia 9:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 dia i Syria avy any atsinanana+ sy ny Filistinina avy any aoriana,+ izay nanoka-bava handrapaka ny Israely.+ Noho izany faharatsiana rehetra izany, dia tsy mitony mihitsy ny fahatezerany, fa mbola maninjitra ny tanany ihany Izy.+

  • Jeremia 47:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 47 Tonga tamin’i Jeremia mpaminany ny tenin’i Jehovah momba ny Filistinina,+ talohan’ny nanafihan’i Farao an’i Gaza,+

  • Amosa 1:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 “Izao no nolazain’i Jehovah: ‘“Noho ny nikomian’i Gaza+ intelo, eny, inefatra aza, dia tsy hotsoahako ny didim-pitsarako, satria izy nanao sesitany ny babo rehetra+ mba hanolorany azy eo an-tanan’i Edoma.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara