Ezekiela 25:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 “Izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Noho ny nanaovan’ny Filistinina valifaty,+ eny, noho izy tsy nitsahatra namaly faty sy nanesoeso tany am-pony, mba hahatonga faharavana,+ satria efa ela izy no nandrafy an’ireo,+
15 “Izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Noho ny nanaovan’ny Filistinina valifaty,+ eny, noho izy tsy nitsahatra namaly faty sy nanesoeso tany am-pony, mba hahatonga faharavana,+ satria efa ela izy no nandrafy an’ireo,+