Jeremia 4:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Koa aoka ianareo hisikina lamba gony+ sy hikapo-tratra ary hidradradradra,+ satria mbola tezitra mafy amintsika foana i Jehovah.+ Ezekiela 7:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Misikina lamba gony+ izy ireo ary tora-kovitra.+ Hita eny amin’ny endrik’izy rehetra fa menatra izy,+ ary nosolaina ny lohan’izy rehetra.+
8 Koa aoka ianareo hisikina lamba gony+ sy hikapo-tratra ary hidradradradra,+ satria mbola tezitra mafy amintsika foana i Jehovah.+
18 Misikina lamba gony+ izy ireo ary tora-kovitra.+ Hita eny amin’ny endrik’izy rehetra fa menatra izy,+ ary nosolaina ny lohan’izy rehetra.+