Isaia 22:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Kanjo fifaliana sy firavoravoana no hita, ary koa famonoana omby aman’ondry, sy fihinanan-kena, ary fisotroan-divay.+ ‘Andao hihinana sy hisotro, fa rahampitso dia ho faty.’”+
13 Kanjo fifaliana sy firavoravoana no hita, ary koa famonoana omby aman’ondry, sy fihinanan-kena, ary fisotroan-divay.+ ‘Andao hihinana sy hisotro, fa rahampitso dia ho faty.’”+