1 Samoela 31:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Koa niainga avy hatrany ny lehilahy mahery fo rehetra ka nandeha nandritra ny alina. Dia nalain’izy ireo teo amin’ny mandan’i Beti-sana ny fatin’i Saoly sy ny fatin’ny zanany. Ary tonga tany Jabesy izy ireo ka nodorany tany ireo faty.+
12 Koa niainga avy hatrany ny lehilahy mahery fo rehetra ka nandeha nandritra ny alina. Dia nalain’izy ireo teo amin’ny mandan’i Beti-sana ny fatin’i Saoly sy ny fatin’ny zanany. Ary tonga tany Jabesy izy ireo ka nodorany tany ireo faty.+