Fitomaniana 4:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Narahiny akaiky izahay+ ka tsy nisy olona nandeha intsony teny an-tany malalaka.Efa akaiky ny farany ho anay. Tapitra ny andronay, fa tonga ny farany.+ Ezekiela 7:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Ry zanak’olona, izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony, amin’ny tanin’ny Israely: ‘Ny farany! Tonga ny farany ho an’ny vazan-tany efatra!+
18 Narahiny akaiky izahay+ ka tsy nisy olona nandeha intsony teny an-tany malalaka.Efa akaiky ny farany ho anay. Tapitra ny andronay, fa tonga ny farany.+
2 “Ry zanak’olona, izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony, amin’ny tanin’ny Israely: ‘Ny farany! Tonga ny farany ho an’ny vazan-tany efatra!+