Levitikosy 25:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 “‘Aza andevozina+ ny rahalahinao izay miara-monina aminao, raha mihamahantra ka voatery mivarotra ny tenany aminao.+ Amosa 2:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “Izao no nolazain’i Jehovah: ‘Noho ny nikomian’ny Israely+ intelo, eny, inefatra aza, dia tsy hotsoahako ny didim-pitsarako, satria izy nivarotra olo-marina hahazoana volafotsy, sady nivarotra olo-mahantra izay nataony nitovy vidy tamin’ny kapa.+
39 “‘Aza andevozina+ ny rahalahinao izay miara-monina aminao, raha mihamahantra ka voatery mivarotra ny tenany aminao.+
6 “Izao no nolazain’i Jehovah: ‘Noho ny nikomian’ny Israely+ intelo, eny, inefatra aza, dia tsy hotsoahako ny didim-pitsarako, satria izy nivarotra olo-marina hahazoana volafotsy, sady nivarotra olo-mahantra izay nataony nitovy vidy tamin’ny kapa.+