FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 20:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Na manakatra ny lanitra aza ny fahamboniany,+

      Ary mipaka amin’ny rahona ny lohany,

  • Jeremia 49:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Nahatonga ny olona hihorohoro mantsy ianao, ary ny fireharehan’ny fonao no namitaka anao,+ ry ilay mipetraka eny an-tsefatsefa-bato sy monina eny amin’ny havoana avo. Na manorina ny akaninao eny amin’ny avo toy ny ataon’ny voromahery aza ianao,+ dia avy eny no hampidinako anao”,+ hoy i Jehovah.

  • Jeremia 51:53
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 53 “Na dia hiakatra any an-danitra aza i Babylona,+ ary na dia ataony avo tsy misy mahatakatra aza ny heriny,+ dia hasaiko tonga ao aminy ihany ny mpandroba”,+ hoy i Jehovah.

  • Obadia 4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Raha miakatra eny amin’ny avo toy ny ataon’ny voromahery ianao, na mametraka ny akaninao eny amin’ny kintana, dia avy eny no hampidinako anao”,+ hoy i Jehovah.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara