2 Samoela 7:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 sy toy ny tamin’ny fotoana nanendreko mpitsara+ hifehy ny Israely oloko. Ary hataoko mandry feizay eo anivon’ny fahavalonao rehetra ianao.+ “‘“Ary nolazain’i Jehovah taminao fa hanome taranaka+ anao i Jehovah. Salamo 89:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Haharitra mandritra ny fotoana tsy voafetra ny taranany,+Ary haharitra eo anatrehako toy ny masoandro koa ny seza fiandrianany.+
11 sy toy ny tamin’ny fotoana nanendreko mpitsara+ hifehy ny Israely oloko. Ary hataoko mandry feizay eo anivon’ny fahavalonao rehetra ianao.+ “‘“Ary nolazain’i Jehovah taminao fa hanome taranaka+ anao i Jehovah.
36 Haharitra mandritra ny fotoana tsy voafetra ny taranany,+Ary haharitra eo anatrehako toy ny masoandro koa ny seza fiandrianany.+