FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 36:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Rehefa maty i Bela, dia nanjaka nandimby azy i Jobaba zanakalahin’i Zera avy any Bozra.+

  • Isaia 34:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Manana sabatra i Jehovah, ary ho feno ra+ sy hihoso-menaka izy io, noho ny ran’ondrilahy sy ran’osilahy ary noho ny tavin’ny+ voan’ondrilahy. Fa misy sorona hataon’i Jehovah ao Bozra, ary be dia be no hovonoiny ao Edoma.+

  • Jeremia 49:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 “Mianiana amin’ny tenako aho”,+ hoy i Jehovah, “fa hanjary higagan’ny olona+ tokoa i Bozra,+ sady holatsaina sy ho rava ary ho voaozona. Ho rava tanteraka mandritra ny fotoana tsy voafetra koa ny tanànany rehetra.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara