FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 20:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Dia hoy aho: “Tsy hiresaka momba azy intsony aho, na hiteny amin’ny anarany.”+ Toy ny afo mirehitra ato am-poko anefa ny teniny, eny, toy ny afo mirehitra voahidy ao amin’ny taolako. Sasatry ny mihazona izany aho, ary tsy vitako ny miaritra izany rehetra izany.+

  • Amosa 7:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ary nalain’i Jehovah teny am-piandrasana ondry aho, ka hoy i Jehovah tamiko: ‘Mandehana maminany amin’ny Israely oloko.’+

  • Asan’ny Apostoly 4:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Raha izahay kosa, dia tsy azonay atao ny tsy hiteny intsony momba izay efa hitanay sy renay.”+

  • Asan’ny Apostoly 5:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 “Mandehana, ka mijoroa ao amin’ny tempoly, ary aza mitsahatra mitory amin’ny olona ny teny rehetra momba izany fiainana izany.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara