FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 1:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Hoy anefa i Jehovah tamiko: “Aza manao hoe: ‘Mbola zaza ihany aho.’ Fa mandehana any amin’izay rehetra hanirahako anao, ary izay rehetra handidiako anao no ambarao.+

  • Ezekiela 2:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Hoy koa izy tamiko: “Ry zanak’olona, irahiko ho any amin’ny taranak’Israely ianao,+ dia any amin’ireo firenena mpikomy izay nikomy tamiko.+ Fa nandika ny lalàko izy ireo sy ny razany mandraka androany.+

  • 2 Petera 1:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 satria tsy avy tamin’ny sitrapon’olombelona na oviana na oviana ny faminaniana,+ fa avy tamin’Andriamanitra kosa no nitenenan’ny olona,+ araka izay nitarihan’ny fanahy masina azy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara