FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 32:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Koa mandehana, ento ho any amin’ny toerana efa nolazaiko taminao ny vahoaka. Ary handeha eo alohanao ilay anjeliko.+ Fa amin’ny andro hanasaziako no hanasaziako azy ireo noho ny fahotany.”+

  • Jeremia 9:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 “Ho avy ny andro”, hoy i Jehovah, “izay hanaovako ampamoaka an’izay rehetra voafora nefa mbola tsy mifora,+

  • Hosea 4:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 “Ary hitovy ihany ny hanjo ny vahoaka sy ny mpisorona,+ ka hataoko ampamoaka izy ireo noho izay nataony.+ Dia hatsingeriko aminy ny ratsy nataony.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara