FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 9:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 “Ho avy ny andro”, hoy i Jehovah, “izay hanaovako ampamoaka an’izay rehetra voafora nefa mbola tsy mifora,+

  • Jeremia 25:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 “Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika: ‘Hisy loza hitety firenena,+ ary hisy tafio-drivotra mahery hifofofofo avy any amin’ny faritra lavitra indrindra amin’ny tany.+

  • Jeremia 49:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Fa izao no nolazain’i Jehovah: “Na tsy mpisotro amin’ny kaopiko aza izy ireo, dia tsy maintsy hisotro.+ Koa ianao indray ve no havela ho afa-maina tsy ho voasazy? Tsy havela ho afa-maina mihitsy ianao, satria tsy maintsy hisotro amin’ny kaopiko ianao.”+

  • Joela 3:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Vahoaka be, vahoaka be no eo amin’ny lemaka ivan’ny didim-pitsarana,+ fa akaiky ny andron’i Jehovah eo amin’ny lemaka ivan’ny didim-pitsarana.+

  • Mika 5:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ary amin-katezerana sy amim-pahavinirana no hamaliako an’ireo firenena tsy mankatò.”+

  • 2 Petera 3:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ho avy tahaka ny mpangalatra+ anefa ny andron’i Jehovah.+ Amin’izany andro izany dia handalo haingana ny lanitra,+ ka ho toy ny sioka mafy ny fandrenesana ny fandalovany.+ Fa ho levona ireo singan-javatra efa mahamay be,+ ary hibaribary ny tany+ sy ny asa eo aminy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara