FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 49:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Toy ny nandravana an’i Sodoma sy Gomora ary ireo tanàna manodidina azy”,+ hoy i Jehovah, “no hanjo an’i Edoma, ka tsy hisy honina intsony ao, ary tsy hisy zanak’olombelona hivahiny ao.+

  • Ezekiela 35:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Faly erỳ ianao rehefa lao tanteraka ny lovan’ny taranak’Israely! Koa hataoko lao toy izany koa ianao.+ Ho lao tanteraka ianao, ry faritra be tendrombohitr’i Seira, eny, i Edoma manontolo!+ Dia tsy maintsy ho fantany fa izaho no Jehovah.’”+

  • Obadia 9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Dia hihorohoro ireo olo-mahery eo aminao,+ ry Temana ô!+ Fa ho ringana+ tsy ho eo amin’ny faritra be tendrombohitr’i Esao ny tsirairay aminy, satria hovonoina.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara