Isaia 11:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Dia hanidina ho any amin’ny tehezan-kavoanan’ny Filistinina any andrefana+ izy ireo, ka hiaraka handroba an’ireo zanaky ny Atsinanana.+ Amin’i Edoma sy Moaba no haninjiran’izy ireo ny tanany,+ ary ny taranak’i Amona no hofeheziny.+ Amosa 9:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 mba ho lasany izay sisa tavela amin’i Edoma,+ sy ny firenena rehetra izay antsoina amin’ny anarako’,+ hoy i Jehovah izay hanao izany.
14 Dia hanidina ho any amin’ny tehezan-kavoanan’ny Filistinina any andrefana+ izy ireo, ka hiaraka handroba an’ireo zanaky ny Atsinanana.+ Amin’i Edoma sy Moaba no haninjiran’izy ireo ny tanany,+ ary ny taranak’i Amona no hofeheziny.+
12 mba ho lasany izay sisa tavela amin’i Edoma,+ sy ny firenena rehetra izay antsoina amin’ny anarako’,+ hoy i Jehovah izay hanao izany.