FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nehemia 9:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Izany no nanoloranao azy teo an-tanan’ireo fahavalo+ nampahory+ azy. Rehefa azom-pahoriana anefa izy ireo dia nitaraina mafy taminao,+ ka renao avy tany an-danitra izany.+ Ary be famindram-po+ ianao, ka nanome mpamonjy+ mba hanafaka azy eo an-tanan’ny fahavalony.+

  • Salamo 2:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Ka hilaza hoe: “Izaho efa nametraka ny mpanjakako+

      Ao Ziona,+ tendrombohitro masina.”+

  • Isaia 19:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Ho famantarana sy vavolombelona ho an’i Jehovah Tompon’ny tafika izany, any Ejipta.+ Fa hitaraina amin’i Jehovah izy ireo noho ny amin’ny mpampahory,+ ka handefasany mpamonjy lehibe hamonjy azy.+

  • Apokalypsy 7:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ary reko ny isan’ireo voaisy tombo-kase, dia efatra arivo sy efatra alina sy iray hetsy,+ voaisy tombo-kase avy tamin’ny foko+ rehetran’ny zanak’Israely:+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara