Salamo 22:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Fa an’i Jehovah ny fanjakana,+Izy no mitondra an’ireo firenena.+ Zakaria 14:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary ho mpanjakan’ny tany manontolo i Jehovah.+ Iray ihany i Jehovah+ amin’izany andro izany, ary iray ihany ny anarany.+
9 Ary ho mpanjakan’ny tany manontolo i Jehovah.+ Iray ihany i Jehovah+ amin’izany andro izany, ary iray ihany ny anarany.+