Salamo 103:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Tsy mamaly antsika araka ny fahotantsika izy,+Na mamaly ny fahadisoantsika araka izay tokony ho sahaza antsika.+ Salamo 103:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Toy ny iantran’ny ray ny zanany+No iantran’i Jehovah an’izay matahotra azy.+ Salamo 121:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 I Jehovah no miambina anao.+I Jehovah no manome alokaloka+ anao, eo ankavananao,+
10 Tsy mamaly antsika araka ny fahotantsika izy,+Na mamaly ny fahadisoantsika araka izay tokony ho sahaza antsika.+