2 Samoela 5:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Voababon’i Davida ihany anefa i Ziona,+ ilay tanàna voaro mafy, izany hoe ny Tanànan’i Davida.+ Isaia 10:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Hijanona ao Noba+ i Asyria raha mbola antoandro ny andro. Hambanany amin’ny tanany ny tendrombohitr’i Ziona zanakavavy, dia ilay havoanan’i Jerosalema.+
32 Hijanona ao Noba+ i Asyria raha mbola antoandro ny andro. Hambanany amin’ny tanany ny tendrombohitr’i Ziona zanakavavy, dia ilay havoanan’i Jerosalema.+