Zakaria 9:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Hitsahiko toy ny fanitsaka tsipìka i Joda, ary hampiasaiko toy ny zana-tsipìka i Efraima. Hampirisihiko ny zanakao,+ ry Ziona, hiady amin’ny zanakao, ry Gresy.+ Ary hataoko toy ny sabatry ny lehilahy mahery ianao,+ ry Ziona.’
13 Hitsahiko toy ny fanitsaka tsipìka i Joda, ary hampiasaiko toy ny zana-tsipìka i Efraima. Hampirisihiko ny zanakao,+ ry Ziona, hiady amin’ny zanakao, ry Gresy.+ Ary hataoko toy ny sabatry ny lehilahy mahery ianao,+ ry Ziona.’