Genesisy 10:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Mpihaza mahery nanohitra an’i Jehovah izy, ka izany no nahatonga ilay fitenenana hoe: “Tahaka an’i Nimroda, mpihaza mahery nanohitra an’i Jehovah.”+ Genesisy 10:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Avy any amin’izany tany izany izy no nankany Asyria,+ ka nanomboka nanorina an’i Ninive+ sy Rehobota-ira sy Kala,
9 Mpihaza mahery nanohitra an’i Jehovah izy, ka izany no nahatonga ilay fitenenana hoe: “Tahaka an’i Nimroda, mpihaza mahery nanohitra an’i Jehovah.”+
11 Avy any amin’izany tany izany izy no nankany Asyria,+ ka nanomboka nanorina an’i Ninive+ sy Rehobota-ira sy Kala,