Salamo 15:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Izay mandeha tsy misy tsiny+ sy manao ny marina+Ary milaza ny marina ao am-pony.+ Ohabolana 2:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Hitahiry fahendrena ho an’ny olo-mahitsy izy,+ ary ampingan’izay tsy mivadika aminy,+