Salamo 10:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Mamitsaka ao amin’ny toeram-piafenana ao an-tanàna izy,Ary avy ao amin’ny takona no hamonoany ny tsy manan-tsiny.+ע [Aina] Ny masony mitily ny ory.+ Salamo 64:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Mba hitifirana ny tsy manan-tsiny, avy ao amin’ny takona.+Mitifitra azy tampoka ireny, sady tsy mba matahotra.+
8 Mamitsaka ao amin’ny toeram-piafenana ao an-tanàna izy,Ary avy ao amin’ny takona no hamonoany ny tsy manan-tsiny.+ע [Aina] Ny masony mitily ny ory.+
4 Mba hitifirana ny tsy manan-tsiny, avy ao amin’ny takona.+Mitifitra azy tampoka ireny, sady tsy mba matahotra.+