FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ohabolana 1:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Raha tsy mitsahatra miteny izy hoe: “Andao hiaraka aminay. Andao hiafina mba handatsa-dra.+ Ary andao hamitsaka ao amin’ny takona mba hamely tsy amin’antony an’ireo tsy manan-tsiny.+

  • Habakoka 3:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ny fiadiany ihany no nanagorobahanao+ ny lohan’ny miaramilany, izay nifofofofo toy ny tadio mba hampiely ahy.+ Falifaly erỳ izy ireo, toy ny olona miafina, izay tapa-kevitra ny handrapaka ny ory.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara