Salamo 42:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Nahoana re aho no dia mamoy fo e?+Ary nahoana aho no sahiran-tsaina?+Hiandry an’Andriamanitra aho,+Satria mbola hidera azy, fa izy no famonjena lehibe ho ahy.+ Isaia 26:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 “Mandehana miditra ao amin’ny efitranonao anatiny, ry oloko, ka hidio ny varavarana.+ Miafena kely vetivety, mandra-pahalasan’ny fanamelohana.+ Fitomaniana 3:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Tsara ny miandry+ amim-panginana+ ny famonjen’i Jehovah.+
5 Nahoana re aho no dia mamoy fo e?+Ary nahoana aho no sahiran-tsaina?+Hiandry an’Andriamanitra aho,+Satria mbola hidera azy, fa izy no famonjena lehibe ho ahy.+
20 “Mandehana miditra ao amin’ny efitranonao anatiny, ry oloko, ka hidio ny varavarana.+ Miafena kely vetivety, mandra-pahalasan’ny fanamelohana.+