Joba 24:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Eny anelanelan’ny voly mikitohatohatra no misy azy amin’ny mitataovovonana.Manitsakitsaka voaloboka ao anaty lavaka famiazana izy ireo, nefa mangetaheta.+ Joela 1:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Voaroba ny saha,+ misaona ny tany,+ fa norobaina ny varimbazaha, sady ritra ny divay vaovao,+ ary nihalany ny menaka.+
11 Eny anelanelan’ny voly mikitohatohatra no misy azy amin’ny mitataovovonana.Manitsakitsaka voaloboka ao anaty lavaka famiazana izy ireo, nefa mangetaheta.+
10 Voaroba ny saha,+ misaona ny tany,+ fa norobaina ny varimbazaha, sady ritra ny divay vaovao,+ ary nihalany ny menaka.+