Isaia 40:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Manaova teny manohina ny fon’i Jerosalema.+ Manaova antso avo ka lazao aminy fa efa tapitra ny asa an-terivozona nataony,+ ary efa voaonitra ny fahadisoany.+ Efa azony tamin’i Jehovah daholo ny saziny noho ny fahotany rehetra.”+ Zakaria 8:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ry taranak’i Joda sy taranak’Israely ô,+ lasa fanozonana ianareo taloha teo amin’ireo firenena.+ Hovonjeko kosa anefa ianareo ka ho lasa fitahiana.+ Aza matahotra,+ ary hatanjaho hiatrika asa ny tananareo.’+
2 “Manaova teny manohina ny fon’i Jerosalema.+ Manaova antso avo ka lazao aminy fa efa tapitra ny asa an-terivozona nataony,+ ary efa voaonitra ny fahadisoany.+ Efa azony tamin’i Jehovah daholo ny saziny noho ny fahotany rehetra.”+
13 Ry taranak’i Joda sy taranak’Israely ô,+ lasa fanozonana ianareo taloha teo amin’ireo firenena.+ Hovonjeko kosa anefa ianareo ka ho lasa fitahiana.+ Aza matahotra,+ ary hatanjaho hiatrika asa ny tananareo.’+