Habakoka 2:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Fa mbola ho amin’ny fotoana voatondro vao ho tanteraka ilay fahitana,+ sady mihazakazaka mafy ho amin’ny farany ka tsy handainga. Ary na dia ela fiavy aza izany, dia andraso ihany, fa tsy maintsy ho tanteraka.+ Tsy ho tara izany.
3 Fa mbola ho amin’ny fotoana voatondro vao ho tanteraka ilay fahitana,+ sady mihazakazaka mafy ho amin’ny farany ka tsy handainga. Ary na dia ela fiavy aza izany, dia andraso ihany, fa tsy maintsy ho tanteraka.+ Tsy ho tara izany.