2 Mpanjaka 23:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Tsy nitony mihitsy anefa ny fahatezeran’i Jehovah, fa mbola nirehitra mafy foana tamin’ny Joda+ noho ny zava-drehetra mahatezitra izay nampahatezeran’i Manase azy.+ Nahoma 1:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Iza no hahajanona eo anoloan’ny fanamelohany?+ Ary iza no hahatohitra ny fahatezerany mafy?+ Hilatsaka toy ny afo+ ny fahavinirany, ary harodana ny vatolampy noho ny aminy. Malakia 4:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 “Ho avy ny andro izay mandoro toy ny lafaoro,+ ka ho toy ny vodivary+ ireo sahisahy ratsy rehetra sy ny mpanao ratsy rehetra. Handevona azy ireo ilay andro ho avy”, hoy i Jehovah Tompon’ny tafika, “ka tsy hisy hiangana na ny fakany na ny sampany.+
26 Tsy nitony mihitsy anefa ny fahatezeran’i Jehovah, fa mbola nirehitra mafy foana tamin’ny Joda+ noho ny zava-drehetra mahatezitra izay nampahatezeran’i Manase azy.+
6 Iza no hahajanona eo anoloan’ny fanamelohany?+ Ary iza no hahatohitra ny fahatezerany mafy?+ Hilatsaka toy ny afo+ ny fahavinirany, ary harodana ny vatolampy noho ny aminy.
4 “Ho avy ny andro izay mandoro toy ny lafaoro,+ ka ho toy ny vodivary+ ireo sahisahy ratsy rehetra sy ny mpanao ratsy rehetra. Handevona azy ireo ilay andro ho avy”, hoy i Jehovah Tompon’ny tafika, “ka tsy hisy hiangana na ny fakany na ny sampany.+