Nahoma 3:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary handositra anao+ izay rehetra mahita anao, ka hanao hoe: ‘Voaroba i Ninive! Iza no hangoraka azy?’ Aiza no hitadiavako olona hampionona anao? Nahoma 3:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 “Rendremana+ ny mpiandry eo aminao, ry mpanjakan’i Asyria ô! Mijanona ao an-tranony ny olo-manan-kajanao.+ Naely eny an-tendrombohitra ny vahoakanao, ary tsy misy mamory azy.+
7 Ary handositra anao+ izay rehetra mahita anao, ka hanao hoe: ‘Voaroba i Ninive! Iza no hangoraka azy?’ Aiza no hitadiavako olona hampionona anao?
18 “Rendremana+ ny mpiandry eo aminao, ry mpanjakan’i Asyria ô! Mijanona ao an-tranony ny olo-manan-kajanao.+ Naely eny an-tendrombohitra ny vahoakanao, ary tsy misy mamory azy.+