Salamo 125:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Tendrombohitra maro no manodidina an’i Jerosalema,+Ary manodidina ny olony toy izany koa i Jehovah,+Manomboka izao ka hatramin’ny fotoana tsy voafetra.+
2 Tendrombohitra maro no manodidina an’i Jerosalema,+Ary manodidina ny olony toy izany koa i Jehovah,+Manomboka izao ka hatramin’ny fotoana tsy voafetra.+