FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 48:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 “Nandry feizay efa hatramin’ny fahazazany+ ny Moabita, ary tsy nisy nanakorontana mihitsy izy ireo, toy ny divay tsy nahetsiketsika ka mihandrona eny ambany ny faikany.+ Mbola tsy nafindra ho amin’ny siny hafa izy ireo, ary mbola tsy natao sesitany. Izany no tsy nampiova ny tsirony sy ny fofony.

  • Zakaria 1:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ary hoy izy ireo tamin’ilay anjelin’i Jehovah nijanona teny amin’ireo hazo mirta: “Efa nivezivezy teny amin’ny tany izahay,+ ka hitanay fa milamina tsy misy korontana ny tany manontolo.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara