16 “Koa izao no lazain’i Jehovah: ‘“Hiverina eto Jerosalema tokoa aho ka hamindra fo aminy.+ Dia haorina eto ny tranoko”,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika, “ary hohenjanina eto amin’i Jerosalema ny tady fandrefesana.”’+
11Ary nomena bararata toy ny tehina+ aho, raha mbola nilaza izy hoe: “Mitsangàna ka refeso ny toerana masin’ny tempolin’Andriamanitra+ sy ny alitara ary izay mivavaka ao.