Marka 1:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Niteny mafy azy anefa i Jesosy hoe: “Mangìna, ary mivoaha aminy!”+ Lioka 9:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Rehefa nihananakaiky ilay zazalahy dia natontan’ilay demonia tamin’ny tany, sady nataony nifanintontsintona mafy. Notenenin’i Jesosy mafy anefa ilay fanahy maloto, ka sitrana ilay zazalahy ary natolotr’i Jesosy an-drainy.+ Joda 9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 I Mikaela+ arkanjely+ anefa, rehefa nifamaly+ tamin’ny Devoly sy nifanditra taminy ny amin’ny fatin’i Mosesy,+ dia tsy sahy nanameloka azy tamin’ny teny manevateva,+ fa nilaza kosa hoe: “Hiteny mafy anao anie i Jehovah!”+
42 Rehefa nihananakaiky ilay zazalahy dia natontan’ilay demonia tamin’ny tany, sady nataony nifanintontsintona mafy. Notenenin’i Jesosy mafy anefa ilay fanahy maloto, ka sitrana ilay zazalahy ary natolotr’i Jesosy an-drainy.+
9 I Mikaela+ arkanjely+ anefa, rehefa nifamaly+ tamin’ny Devoly sy nifanditra taminy ny amin’ny fatin’i Mosesy,+ dia tsy sahy nanameloka azy tamin’ny teny manevateva,+ fa nilaza kosa hoe: “Hiteny mafy anao anie i Jehovah!”+