FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 29:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 dia tsy hety hamela ny helony i Jehovah.+ Fa hirehitra*+ aminy ny fahatezeran’i Jehovah+ sy ny fahavinirany,+ ka tena hihatra aminy ny ozona rehetra voasoratra ato amin’ity boky ity.+ Ary hofoanan’i Jehovah tsy ho eny ambanin’ny lanitra ny anarany.

  • Zakaria 14:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Hisy mponina tokoa ao Jerosalema, ary tsy hatokana haringana intsony izy.+ Tsy hanana ahiahy+ ny mponina ao aminy.

  • Lioka 1:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 sady handeha eo alohany amin’ny risi-po* sy ny herin’i Elia+ mba hampody ny fon’ny+ ray ho amin’ny zanany ary ny tsy mankatò ho amin’ny fahendren’ny marina, ary mba hanomana vahoaka ho an’i Jehovah,+ eny, vahoaka voaomana.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara