Asan’ny Apostoly 5:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Fa hoy i Petera: “Ry Ananiasy, nahoana i Satana+ no nanome anao fahasahiana hamitaka+ ny fanahy masina,+ ka nohazoninao mangingina ny ampahany tamin’ny vidin’ilay tany?
3 Fa hoy i Petera: “Ry Ananiasy, nahoana i Satana+ no nanome anao fahasahiana hamitaka+ ny fanahy masina,+ ka nohazoninao mangingina ny ampahany tamin’ny vidin’ilay tany?