Marka 12:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Tokony handoa ve izahay sa tsia?”+ Fantatr’i Jesosy anefa ny fihatsarambelatsihin’ireo, ka hoy izy taminy: “Nahoana ianareo no mamandrika ahy? Itondray denaria iray aho hojerena.”+
15 Tokony handoa ve izahay sa tsia?”+ Fantatr’i Jesosy anefa ny fihatsarambelatsihin’ireo, ka hoy izy taminy: “Nahoana ianareo no mamandrika ahy? Itondray denaria iray aho hojerena.”+