FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 38:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Dia hoy i Joda tamin’i Onana: “Manaova firaisana amin’ny vadin-drahalahinao, ary alaivo ho vady izy ka ento loloha, dia miteraha hamelo-maso ny rahalahinao.”+

  • Deoteronomia 25:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 “Raha misy mpirahalahy miara-monina ary maty tsy nitera-dahy ny iray, dia tsy tokony ho lasa vadin’olon-kafa ny vady navelan’ny maty. Tokony handeha ho any amin-dravehivavy ny rahalahim-badiny, ary hampakatra azy ho vady ka hitondra loloha azy.+

  • Rota 1:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Fa hoy i Naomy: “Miverena, anaka! Nahoana ianareo no hiaraka amiko? Mbola misy zanakalahy mety ho lasa vadinareo angaha ato an-kiboko?+

  • Rota 3:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Koa mijanòna eto anio alina. Ary amin’ny maraina, raha hanavotra+ anao izy, dia tsara izany! Aoka izy no hanavotra. Raha tsy te hanavotra anao izy, dia izaho no hanavotra anao, raha mbola velona koa i Jehovah.+ Fa matoria ihany aloha mandra-paharainan’ny andro.”

  • Marka 12:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 “Mpampianatra ô, nanoratra ho antsika i Mosesy hoe raha maty ny rahalahin’ny olona iray ka namela vady nefa tsy niteraka, dia tokony hampakatra ny vady navelany ny rahalahiny+ mba hiteraka hamelo-maso ny maty.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara