Asan’ny Apostoly 20:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Fantatro fa rehefa lasa aho, dia hisy amboadia+ masiaka hiditra eo aminareo, ary tsy hiantra ny ondry ireny. 1 Timoty 4:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Fa milaza marimarina ny fanambarana avy amin’ny fanahy fa hiala+ amin’ny finoana ny sasany any aoriana any,+ satria mihaino fanambarana mamitaka+ avy amin’ny fanahy sy mihaino fampianaran’ny demonia.+
29 Fantatro fa rehefa lasa aho, dia hisy amboadia+ masiaka hiditra eo aminareo, ary tsy hiantra ny ondry ireny.
4 Fa milaza marimarina ny fanambarana avy amin’ny fanahy fa hiala+ amin’ny finoana ny sasany any aoriana any,+ satria mihaino fanambarana mamitaka+ avy amin’ny fanahy sy mihaino fampianaran’ny demonia.+