Matio 5:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Lazaiko aminareo marina tokoa fa ho mora kokoa ny hahalevona ny lanitra sy ny tany,+ noho ny hahalevona ny litera kely indrindra na ny tendron-tsoratra iray ao amin’ny Lalàna, mandra-pahatanterak’izay rehetra voasoratra ao.+ Lioka 21:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Ny lanitra sy ny tany ho levona,+ fa ny teniko tsy mba ho levona mihitsy.+
18 Lazaiko aminareo marina tokoa fa ho mora kokoa ny hahalevona ny lanitra sy ny tany,+ noho ny hahalevona ny litera kely indrindra na ny tendron-tsoratra iray ao amin’ny Lalàna, mandra-pahatanterak’izay rehetra voasoratra ao.+