Matio 24:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Ny lanitra sy ny tany ho levona,+ fa ny teniko tsy mba ho levona mihitsy.+ Marka 13:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Ny lanitra+ sy ny tany ho levona, fa ny teniko+ tsy ho levona.+ Apokalypsy 3:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “Ary soraty izao ho an’ny anjelin’ny fiangonana atsy Laodikia:+ Izao no lazain’ny Amena,+ ilay vavolombelona+ mendri-pitokisana+ sy marina,+ ilay fiandohan’ny zavatra noforonin’Andriamanitra:+
14 “Ary soraty izao ho an’ny anjelin’ny fiangonana atsy Laodikia:+ Izao no lazain’ny Amena,+ ilay vavolombelona+ mendri-pitokisana+ sy marina,+ ilay fiandohan’ny zavatra noforonin’Andriamanitra:+