FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jaona 18:37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 Hoy i Pilato: “Mpanjaka àry ve ianao?” Dia namaly i Jesosy hoe: “Voalazanao fa mpanjaka aho.+ Izao no nahaterahako, ary izao no nahatongavako ho amin’izao tontolo izao, dia ny hanambara ny marina.+ Ary mihaino ny feoko+ izay rehetra miandany amin’ny marina.”+

  • 1 Timoty 6:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Eo anatrehan’Andriamanitra izay mahatonga ny zava-drehetra ho mbola velona, sy eo anatrehan’i Kristy Jesosy, izay vavolombelona+ nanao fanambarana ampahibemaso tsara+ teo anatrehan’i Pontio Pilato,+ no andidiako+ anao

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara